Ny fitiavanao ry Tompo (AFA Amboaram-peo Fiderana Ambatomanga)
(Nalaina tao amin'ny tononkira.serasera.org)
1) Ny fitiavanao ry Tompo
zdahsx Nahababo izato tononkira.serasera.org foko
decg Famonjena tsy mba nosandana
kanefa afaka ty fahotana.
2) Moa ho kivy ihany ity fanahy
Fa hitambesaran'ahiahy
Jereo 'lay hazo fijaliana
'zay santatry ny tena fifaliana.
3) Ny fiainana ety ambonin'ny tany
diyov Tsy mba mitoetra fa mandalo ihany
Fa any ankoatra ihany re no misy
'lay paradisa tena alintrisa
ref:
Indro ny dera laza re ry Ray
Redonina sy mba hatolotray
Fa efa Anao ilay tena famonjena
'zay sarobidy noho ny volamena
zdahsx Nahababo izato tononkira.serasera.org foko
decg Famonjena tsy mba nosandana
kanefa afaka ty fahotana.
2) Moa ho kivy ihany ity fanahy
Fa hitambesaran'ahiahy
Jereo 'lay hazo fijaliana
'zay santatry ny tena fifaliana.
3) Ny fiainana ety ambonin'ny tany
diyov Tsy mba mitoetra fa mandalo ihany
Fa any ankoatra ihany re no misy
'lay paradisa tena alintrisa
ref:
Indro ny dera laza re ry Ray
Redonina sy mba hatolotray
Fa efa Anao ilay tena famonjena
'zay sarobidy noho ny volamena
--------
Link:
Add a comment
Please sign inAbout this song
Artist : AFA Amboaram-peo Fiderana AmbatomangaHits : 1962
Likes : 0 Like
Created by : Amboaram-peo Fiderana Ambatomanga AFA
Date : 06/03/2017 05:58
