Ny fitiavanao ry Tompo (AFA Amboaram-peo Fiderana Ambatomanga)
(Nalaina tao amin'ny tononkira.serasera.org)
1) Ny fitiavanao ry Tompo
Nahababo izato foko
Famonjena tsy mba nosandana
kanefa afaka ty fahotana.
2) Moa ho kivy ihany ity fanahy
Fa hitambesaran'ahiahy
Jereo 'lay hazo fijaliana
'zay santatry ny tena fifaliana.
3) Ny fiainana hapaka ety ambonin'ny tany
Tsy mba mitoetra fa mandalo ihany
Fa hglmxyp any ankoatra tononkira.serasera.org ihany re no misy
'lay paradisa tena alintrisa
ref:
doax Indro ny dera laza re ry Ray
Redonina sy mba hatolotray
Fa efa Anao ilay tena famonjena
'zay sarobidy noho ny volamena
Nahababo izato foko
Famonjena tsy mba nosandana
kanefa afaka ty fahotana.
2) Moa ho kivy ihany ity fanahy
Fa hitambesaran'ahiahy
Jereo 'lay hazo fijaliana
'zay santatry ny tena fifaliana.
3) Ny fiainana hapaka ety ambonin'ny tany
Tsy mba mitoetra fa mandalo ihany
Fa hglmxyp any ankoatra tononkira.serasera.org ihany re no misy
'lay paradisa tena alintrisa
ref:
doax Indro ny dera laza re ry Ray
Redonina sy mba hatolotray
Fa efa Anao ilay tena famonjena
'zay sarobidy noho ny volamena
--------
Lien:
Ajouter un commentaire
Se connecter d'abordA propos
Artiste : AFA Amboaram-peo Fiderana AmbatomangaVisites : 2025
Préférés : 0 J'aime
Ajouté par : Amboaram-peo Fiderana Ambatomanga AFA
Date : 06/03/2017 05:58
