Mifankatia Ianareo (AAF - Akon'anjomara Famonjena)
(Nalaina tao amin'ny tononkira.serasera.org)
qnjkusnh Be ny fahorina, be ny fijaliana
Nefa tsy mba sitrak'Izy Ray
Be ny fialonana, mutnkcnp be ny famonoana
Nefa tsy mba sitrak'Izy Ray
Be ny hadalana, be ny fankahalana
Nefa tsy mba sitrak'Izy Ray
Be ny fampijaliana, be ny fisolokiana
Nefa tsy mba sitrak'Izy Ray
Ka ity hira ity no atao
Hampita hafatr'ho anao
Mifankatiava ianareo
Raha mbola tononkira.serasera.org miain'ety
Fa Jesoa Tompo pljijh nanafatra mafy
Ny mba hifankatiavanareo
Mifankatiava ianareo
Raha mbola velon'ety
Fa Jeso Tompo tsy mandao
N'aiza n'aiza misy Anao
Nefa tsy mba sitrak'Izy Ray
Be ny fialonana, mutnkcnp be ny famonoana
Nefa tsy mba sitrak'Izy Ray
Be ny hadalana, be ny fankahalana
Nefa tsy mba sitrak'Izy Ray
Be ny fampijaliana, be ny fisolokiana
Nefa tsy mba sitrak'Izy Ray
Ka ity hira ity no atao
Hampita hafatr'ho anao
Mifankatiava ianareo
Raha mbola tononkira.serasera.org miain'ety
Fa Jesoa Tompo pljijh nanafatra mafy
Ny mba hifankatiavanareo
Mifankatiava ianareo
Raha mbola velon'ety
Fa Jeso Tompo tsy mandao
N'aiza n'aiza misy Anao
--------
Rohy:
Hametraka hevitra
Midira alohaMomba ny hira
Mpihira : AAF - Akon'anjomara FamonjenaVangy : 270
Mpankafy : 0 Ankafizo
Nampiditra : sedson4
Daty : 09/04/2026 11:59
