Mifankatia Ianareo (AAF - Akon'anjomara Famonjena)
(Nalaina tao amin'ny tononkira.serasera.org)
Be ny thsl fahorina, be ny fijaliana
Nefa tsy mba sitrak'Izy Ray
Be ny fialonana, be ny famonoana
Nefa tsy mba sitrak'Izy Ray
Be ny hadalana, be ny fankahalana
Nefa tsy lwkhcxoo mba sitrak'Izy Ray
Be ny fampijaliana, be ny fisolokiana
Nefa tsy mba sitrak'Izy Ray
Ka ity hira tononkira.serasera.org ity no atao
Hampita hafatr'ho anao
Mifankatiava ianareo
Raha mbola miain'ety
Fa Jesoa Tompo nanafatra mafy
Ny mba hifankatiavanareo
Mifankatiava ianareo
Raha mbola velon'ety
Fa Jeso Tompo tsy mandao
N'aiza kcgzanr n'aiza misy Anao
Nefa tsy mba sitrak'Izy Ray
Be ny fialonana, be ny famonoana
Nefa tsy mba sitrak'Izy Ray
Be ny hadalana, be ny fankahalana
Nefa tsy lwkhcxoo mba sitrak'Izy Ray
Be ny fampijaliana, be ny fisolokiana
Nefa tsy mba sitrak'Izy Ray
Ka ity hira tononkira.serasera.org ity no atao
Hampita hafatr'ho anao
Mifankatiava ianareo
Raha mbola miain'ety
Fa Jesoa Tompo nanafatra mafy
Ny mba hifankatiavanareo
Mifankatiava ianareo
Raha mbola velon'ety
Fa Jeso Tompo tsy mandao
N'aiza kcgzanr n'aiza misy Anao
--------
Lien:
Ajouter un commentaire
Se connecter d'abordA propos
Artiste : AAF - Akon'anjomara FamonjenaVisites : 269
Préférés : 0 J'aime
Ajouté par : sedson4
Date : 09/04/2026 11:59
