Injany Hafaliako (AAF - Akon'anjomara Famonjena)
(Nalaina tao amin'ny tononkira.serasera.org)
1. E! Injany hafaliko ooltkfvx raha nantsoin'i Tompo Jesoa ô
Mba ho mpianany ka hanambara ny teny soa
(Satria) Didy vaovao no homeko, no homeko anareo
Dia tononkira.serasera.org ny mba hifankatiavanareo
Ref1:
Mandehana ka mba mitoria ny teny
(Ny teny) Mba ho re manakoako eny tontolony
(Ka dia mba) Manaova Batisa amin'ny Anarany
Ray, Zanaka sy Fanahy masina
2. E! Injany hafaliko raha nantsoin'i Tompo Jesoa ô
Mba ho mpanompony ka hanambara ny fitiavana

Dia ny mba hifankatiavanareo
Ref2:
Ankehitriny izao dia ireto no mitoetra
(Finoana) zahezv Finoana, fanantenana sy fitiavana
(Fa fitia) Fa fitiavana crrvugh no tena lehibe
Ôh ry velona ô, mifankatiava re!

--------
Rohy:
Hametraka hevitra
Midira alohaMomba ny hira
Mpihira : AAF - Akon'anjomara FamonjenaVangy : 214
Mpankafy : 0 Ankafizo
Nampiditra : sedson4
Daty : 09/04/2026 11:37