Injany Hafaliako (AAF - Akon'anjomara Famonjena)
(Nalaina tao amin'ny tononkira.serasera.org)
1. E! Injany hafaliko raha nantsoin'i Tompo Jesoa ô
Mba ho mpianany ka feyhb hanambara ny teny pjsxect soa
(Satria) Didy vaovao no homeko, no homeko anareo
Dia ny tononkira.serasera.org mba hifankatiavanareo
Ref1:
Mandehana ka mba mitoria ny teny
(Ny teny) Mba ho re manakoako eny tontolony
(Ka dia mba) Manaova Batisa amin'ny Anarany
Ray, Zanaka sy Fanahy masina
2. E! texgxgc Injany hafaliko raha nantsoin'i Tompo Jesoa ô
Mba ho mpanompony ka hanambara ny fitiavana
(Satria) Didy vaovao no homeko, no homeko anareo
Dia ny mba hifankatiavanareo
Ref2:
Ankehitriny izao dia ireto no mitoetra
(Finoana) Finoana, fanantenana sy fitiavana
(Fa fitia) Fa fitiavana no tena lehibe
Ôh ry velona ô, mifankatiava re!

--------
Link:
Add a comment
Please sign inAbout this song
Artist : AAF - Akon'anjomara FamonjenaHits : 132
Likes : 0 Like
Created by : sedson4
Date : 09/04/2026 11:37