Injany Hafaliako (AAF - Akon'anjomara Famonjena)
(Nalaina tao amin'ny tononkira.serasera.org)
1. E! Injany hafaliko raha nantsoin'i Tompo Jesoa ô
Mba ho mpianany ka hanambara ny teny tononkira.serasera.org soa
(Satria) Didy vaovao loxsw no homeko, no homeko anareo
Dia ny mba hifankatiavanareo
Ref1:
Mandehana ka mba mitoria ny teny
(Ny teny) Mba vteyy ho re manakoako eny tontolony
(Ka dia mba) Manaova Batisa amin'ny Anarany
Ray, Zanaka sy Fanahy masina
2. E! Injany hafaliko raha nantsoin'i Tompo Jesoa ô
Mba ho mpanompony ka hanambara ny fitiavana
(Satria) Didy vaovao no homeko, no homeko anareo
Dia ny mba hifankatiavanareo
Ref2:
Ankehitriny izao dia ireto no mitoetra
(Finoana) vxtvdpg Finoana, fanantenana sy fitiavana
(Fa fitia) Fa fitiavana no tena lehibe
Ôh ry velona ô, mifankatiava re!

--------
Lien:
Ajouter un commentaire
Se connecter d'abordA propos
Artiste : AAF - Akon'anjomara FamonjenaVisites : 130
Préférés : 0 J'aime
Ajouté par : sedson4
Date : 09/04/2026 11:37