Ho Aiza (AAF - Akon'anjomara Famonjena)
(Nalaina tao amin'ny tononkira.serasera.org)
1- Ho aiza? Ho aiza any enao ry sakaiza
Tsy any ane ny anmlfmvm làlana
Raha ho any amin'i Ray
Miverena faingana
Hifampitantana isika ho any e
Lazaiko ho anao, tononkira.serasera.org fa fanjakan'ny losifera
No iainana ao
Manomboka izao, Kristy no Tomponao
Refrain :
Ovay fomba ratsy fanao
Tsy mahasoa anao
Azo lazaina fa fona raha ny ara-panahy
Misy lalana iray tena tsara
Izay tsy tokony cghmmrbo hampisalasala atsika e
Hifampitantana isika ho any e
2- Toa variana, zcotzq variana be ianao
Mahita ny lalana migodana be
Miverena faingana
Hifampitantana isika ho any e
Tsy any ane ny anmlfmvm làlana
Raha ho any amin'i Ray
Miverena faingana
Hifampitantana isika ho any e
Lazaiko ho anao, tononkira.serasera.org fa fanjakan'ny losifera
No iainana ao
Manomboka izao, Kristy no Tomponao
Refrain :
Ovay fomba ratsy fanao
Tsy mahasoa anao
Azo lazaina fa fona raha ny ara-panahy
Misy lalana iray tena tsara
Izay tsy tokony cghmmrbo hampisalasala atsika e
Hifampitantana isika ho any e
2- Toa variana, zcotzq variana be ianao
Mahita ny lalana migodana be
Miverena faingana
Hifampitantana isika ho any e
--------
Rohy:
Hametraka hevitra
Midira alohaMomba ny hira
Mpihira : AAF - Akon'anjomara FamonjenaVangy : 183
Mpankafy : 0 Ankafizo
Nampiditra : sedson4
Daty : 09/04/2026 11:54
