Ho Aiza (AAF - Akon'anjomara Famonjena)

(Nalaina tao amin'ny tononkira.serasera.org)
1- Ho aiza? Ho aiza any enao ry sakaiza
Tsy any ane ny làlana
Raha ho any amin'i Ray
Miverena faingana
Hifampitantana isika ho any e

Lazaiko ho anao, fa fanjakan'ny losifera
No iainana ao
Manomboka izao, Kristy no Tomponao

Refrain :
Ovay fomba ratsy fanao
Tsy mahasoa anao
Azo lazaina fa fona raha ny ara-panahy
Misy lalana iray tena tsara
Izay tsy tokony hampisalasala atsika e
Hifampitantana isika ho any e

2- Toa variana, variana be ianao
Mahita ny lalana migodana be
Miverena faingana
Hifampitantana isika ho any e
--------
Link:
Add a comment
Please sign in
About this song
Artist : AAF - Akon'anjomara Famonjena
Hits : 9
Likes : 0 Like
Created by : sedson4
Date : 09/04/2026 11:54
Audio

Audio not found

Add one
Tablature

Tablature not found

Add one
© serasera.org 1999 - 2026 - page load 0.097