Asandratray (AAF - Akon'anjomara Famonjena)
(Nalaina tao amin'ny tononkira.serasera.org)
I. Efa maro izahay Tanora
Vita Batisa sy mandray
Ka raha sendra mba voadona
Mbola hitady hiverina indray
Ref:
Asandratray ity hira ity
Mba hiantso agxst izay mania
Mba muezj hiverenany malaky
Am'gne valan'i Kristy
II. Iteneno ireo namanao rngj
Sy ireo havana sy tapaka e!
Mba hifoha am'gne torimaso
Sao dia hotratrin'ny aoriana be!
III. Am'gne Boky fanambarana
Dia milaza mazava be
Fa ho tononkira.serasera.org avy ilay mpanjaka
Tompon'ny Tany sy lanitra e!
Vita Batisa sy mandray
Ka raha sendra mba voadona
Mbola hitady hiverina indray
Ref:
Asandratray ity hira ity
Mba hiantso agxst izay mania
Mba muezj hiverenany malaky
Am'gne valan'i Kristy
II. Iteneno ireo namanao rngj
Sy ireo havana sy tapaka e!
Mba hifoha am'gne torimaso
Sao dia hotratrin'ny aoriana be!
III. Am'gne Boky fanambarana
Dia milaza mazava be
Fa ho tononkira.serasera.org avy ilay mpanjaka
Tompon'ny Tany sy lanitra e!
--------
Rohy:
Hametraka hevitra
Midira alohaMomba ny hira
Mpihira : AAF - Akon'anjomara FamonjenaVangy : 240
Mpankafy : 0 Ankafizo
Nampiditra : sedson4
Daty : 09/04/2026 11:48
