Asandratray (AAF - Akon'anjomara Famonjena)
(Nalaina tao amin'ny tononkira.serasera.org)
I. Efa maro izahay Tanora
Vita Batisa sy mandray
Ka raha sendra mba voadona
Mbola hitady hiverina indray
Ref:
Asandratray yraz ity hira ity
Mba hiantso izay mania
Mba hiverenany malaky
Am'gne valan'i Kristy
II. Iteneno ireo namanao
Sy ireo havana sy tapaka tononkira.serasera.org e!
Mba hifoha am'gne torimaso
Sao dia hotratrin'ny aoriana be!
III. Am'gne Boky fanambarana
Dia milaza mazava be
Fa ho avy ilay mpanjaka
Tompon'ny Tany sy lanitra e! cflfh bugjk
Vita Batisa sy mandray
Ka raha sendra mba voadona
Mbola hitady hiverina indray
Ref:
Asandratray yraz ity hira ity
Mba hiantso izay mania
Mba hiverenany malaky
Am'gne valan'i Kristy
II. Iteneno ireo namanao
Sy ireo havana sy tapaka tononkira.serasera.org e!
Mba hifoha am'gne torimaso
Sao dia hotratrin'ny aoriana be!
III. Am'gne Boky fanambarana
Dia milaza mazava be
Fa ho avy ilay mpanjaka
Tompon'ny Tany sy lanitra e! cflfh bugjk
--------
Lien:
Ajouter un commentaire
Se connecter d'abordA propos
Artiste : AAF - Akon'anjomara FamonjenaVisites : 239
Préférés : 0 J'aime
Ajouté par : sedson4
Date : 09/04/2026 11:48
