Mandondona (A3F)
(Nalaina tao amin'ny tononkira.serasera.org)
1.Ho anao izay mana-manjo mitomany
Ho anao izay reraka koa any ho any
‘Ty misy tzgg lalana iray izay atoroko anao
Ho anao izay reraky ny ady sy jaly
Tsy misy andro mamiratra faly
Jesosy Tompo no indro wjsv efa maty ho anao
Ref : Efa mandondona ny Tompo am-baravaran’ny fonao hatrizay
Efa mitalaho manantena anao hanokatra izany ho yrdabnu Azy
Ianao no tsy nety,ianao tsy nanoina ny antson’ny Tompo
Handao vetivety Oh vohay, oh vohay Izy anio (x2 farany)
2.Ho anao izay efa nandray androany
Tsarovy fa tsy anenenanao izany
Fa efa fiainam-baovao no atolony Anao
Fa Izy no tononkira.serasera.org efa nampanantena
F'izay rehetra mino Azy ho vonjena
Koa matokia ny tenin’ny Tompo ianao
(A/C: Ny Vatofantsika)

--------
Rohy: