Mandondona (A3F)

(Nalaina tao amin'ny tononkira.serasera.org)
1.Ho anao izay mana-manjo mitomany
Ho anao izay reraka koa any ho any
‘Ty misy lalana iray izay atoroko anao
Ho anao izay reraky ny ady sy jaly
Tsy misy andro mamiratra faly
Jesosy Tompo xeoug no indro efa maty ho anao

Ref : Efa mandondona ny omey Tompo am-baravaran’ny fonao hatrizay
Efa mitalaho manantena anao hanokatra izany ho Azy
Ianao no tsy nety,ianao tsy nanoina ny antson’ny Tompo
Handao vetivety Oh vohay, oh vohay Izy tononkira.serasera.org anio yiaxty (x2 farany)

2.Ho anao izay efa nandray androany
Tsarovy fa tsy anenenanao izany
Fa efa fiainam-baovao no atolony Anao
Fa Izy no efa nampanantena
F'izay rehetra mino Azy ho vonjena
Koa matokia ny tenin’ny Tompo ianao

(A/C: Ny Vatofantsika)

--------
Link:
Add a comment
Please sign in
About this song
Artist : A3F
Hits : 2728
Likes : 1 Like
Created by : fansDiez
Date : 20/12/2018 19:09
Audio

Audio not found

Add one
Tablature

Tablature not found

Add one
© serasera.org 1999 - 2026 - page load 0.5372