Jesoa Mpandahatra [A.M.I.F] (A.M.I.F (Antoko Mpihira Imeritsiafindra Fiderana))
(Nalaina tao amin'ny tononkira.serasera.org)
Ry Tompo o! [Tompo ô] ----Tsy takatro [Tompo ô]
Ny fitondrana [Tompo ô] tianao [Tompo ô]
Ka ny hany [ekeko] azoko atao! [Tompo ô]
Manaiky izay rehetra tendrinao [ho ahy]
Ekeko re..[ekeko],fa mahasoa [Tompo ô]
Izay rehetra halahatrao ho ahy
Impiry moa aho no nikasa
Hampiasa izay saina kely hananako
Nefa Ianao Jeso zay Tompoko
Mpandahatra ho ahy
Manova na mandrava koa izay ao am-po
Ianao tokoa Jesosy no mpandahatra
Indraindray [Tompo ô] tonga ao am-po [Tompo ô]
Finiavana [Tompo ô] handahatra [Tompo ô]
Ka manadino [Tompo ô] Ray Tsitoha [Tompo ô]
Mpandahatra tsy azo ihoarana
Hiezaka aho [Tompo ô] ny hanavao [Tompo ô]
Nefa Jesoa atao ankilabao [ankilabao]
Herao an'i Jeso ny fikasanao
Fa Izy re no Tompo sy mpandahatra
Fa raha hitany fa mahasoa izay voakasanao
Dia hotanteraka tokoa zay ao am-po
Ianao tokoa no Jesosy mpandahatra
A.M.I.F. 2017
--------
Rohy:
Hevitra
zoniainadina2017
(
10/07/2017 13:35)
afaka manantona ny chef de choeur raha misy fiaraha-miasa na hanasa anai hihira sy andray anjara am sehatra hafa ary a!!Vonona ny STK.IF
Hametraka hevitra
Midira alohaMomba ny hira
Mpihira : A.M.I.F (Antoko Mpihira Imeritsiafindra Fiderana)Vangy : 1924
Mpankafy : 0 Ankafizo
Nampiditra : zoniainadina2017
Daty : 10/07/2017 13:42