Mangorangorana (Zandry Gasy)

(Nalaina tao amin'ny tononkira.serasera.org)
Mangorangorana e !
Mandrorondrorona
Mena masoandro
Tontolo efa sasatra
Mampirongatra ny embona
Hiampita any alavitra

Siokan'ny vorona e!
Hamonjy yebwmsaf fodiana
Mihira malefaka
Midona czjakpz any anatiko any
Ka tomany fa znpwrj mahatsiahy
Lay akany niaviako a !

Any mantsy Ikaky sy tononkira.serasera.org Ineny
Zoky , zandry sy ireo hava-tiana o!
Ny antsoantsoko tsy ho reny
Ka aleoko misento mangina o !

Dada malala
Neny tsy foiko
Ny alahelo anareo anie
Mampahory ty foko
Ity zanakareo aty
Ka sakaizan-toloko

(Tonony sy Feony : Mbola Talenta )

--------
Rohy:
Hametraka hevitra
Midira aloha
Momba ny hira
Mpihira : Zandry Gasy
Vangy : 411
Mpankafy : 0 Ankafizo
Nampiditra : FanahyGasy
Daty : 18/11/2025 10:47
Hihaino

Mbola tsy nisy nampiditra hira

Hampiditra
Tondrom-peo

Mbola tsisy nampiditra tondrom-peo

Hampiditra
© serasera.org 1999 - 2026 - page load 0.1809