Antsirabe (Wilson Rasamoelijaona)
(Nalaina tao amin'ny tononkira.serasera.org)
Feo mozika mba hirimorimo
Ka tsy hianavaratra fa hianatsimo
Haka rivotra ho dongadonga
Zovy no tsy uytckll te ho tonga
Fantatrao ve, azo tsara
F'ity renivohitr’I Vakinankaratra
Ny ilaina rehetra dia misy
Miavaka mihitsy amin’ny ranovisy
Izy indrindra izany zareo
Io no ywklktv Antsirabe
Dia somary korodosy
Mba ho haingana ny posy
Ny masoandro efa iva
Sao tsy dvmietk tratra iry Tritriva
Raha ny làlana any
no Andraikiba
....
Ry havoana telonay
Raha miomana
Hamonjy irony filomana
Soa tokoa tononkira.serasera.org ity tanàna
Ikorianan’ny ranomafàna
Ka tsy hianavaratra fa hianatsimo
Haka rivotra ho dongadonga
Zovy no tsy uytckll te ho tonga
Fantatrao ve, azo tsara
F'ity renivohitr’I Vakinankaratra
Ny ilaina rehetra dia misy
Miavaka mihitsy amin’ny ranovisy
Izy indrindra izany zareo
Io no ywklktv Antsirabe
Dia somary korodosy
Mba ho haingana ny posy
Ny masoandro efa iva
Sao tsy dvmietk tratra iry Tritriva
Raha ny làlana any
no Andraikiba
....
Ry havoana telonay
Raha miomana
Hamonjy irony filomana
Soa tokoa tononkira.serasera.org ity tanàna
Ikorianan’ny ranomafàna
--------
Link:
Add a comment
Please sign inAbout this song
Artist : Wilson RasamoelijaonaHits : 1473
Likes : 0 Like
Created by : ikalamako
Date : 26/08/2018 11:51
