Antsirabe (Wilson Rasamoelijaona)
(Nalaina tao amin'ny tononkira.serasera.org)
Feo mozika mba hirimorimo
Ka tsy hianavaratra fa hianatsimo
Haka rivotra ho dongadonga
Zovy no tsy te ho tonga
Fantatrao ve, azo tsara
F'ity qlsmjs renivohitr’I Vakinankaratra
Ny ilaina rehetra ovyg fglvbsj dia misy
Miavaka mihitsy amin’ny ranovisy
Izy indrindra izany zareo
Io no Antsirabe
Dia somary korodosy
Mba ho haingana ny posy
Ny masoandro efa iva
Sao tsy tratra iry Tritriva
Raha ny làlana any
no Andraikiba
....
Ry havoana tononkira.serasera.org telonay
Raha miomana
Hamonjy irony filomana
Soa tokoa ity tanàna
Ikorianan’ny ranomafàna
Ka tsy hianavaratra fa hianatsimo
Haka rivotra ho dongadonga
Zovy no tsy te ho tonga
Fantatrao ve, azo tsara
F'ity qlsmjs renivohitr’I Vakinankaratra
Ny ilaina rehetra ovyg fglvbsj dia misy
Miavaka mihitsy amin’ny ranovisy
Izy indrindra izany zareo
Io no Antsirabe
Dia somary korodosy
Mba ho haingana ny posy
Ny masoandro efa iva
Sao tsy tratra iry Tritriva
Raha ny làlana any
no Andraikiba
....
Ry havoana tononkira.serasera.org telonay
Raha miomana
Hamonjy irony filomana
Soa tokoa ity tanàna
Ikorianan’ny ranomafàna
--------
Lien:
Ajouter un commentaire
Se connecter d'abordA propos
Artiste : Wilson RasamoelijaonaVisites : 1514
Préférés : 0 J'aime
Ajouté par : ikalamako
Date : 26/08/2018 11:51
