Itondray tsikitsiky (Ny Voninavoko)
(Nalaina tao amin'ny tononkira.serasera.org)
Itondray tsikitsiky aho raha ho avy ianao
Tsikitsiky tsy miaro tokelaka
Zay mibitsika tena malefaka
Tsy ho ren’ny tia fisafosa
Fa hanako any anatiko kosa tononkira.serasera.org (indroa)
Itondrao safosafo aho e, raha ho avy iutg ianao
Safosafo tsy riton’ny aloka
hifitsahako eo mba hianoka
Tsy ho semban’izay ahiahy
Ampy ho halan’ny fo sy fanahy (indroa)
Itondrao kalokalo aho e raho ho avy ianao
Kalokalo toa rotsy maraina
hongononina kdgydcs fa tsy hohiraina
Toy ny kalon’ny rivotra monja
Raha mikalo fitia amin’ny xayzc onja (indroa)
hafatrafatra ny ahy e raha ho avy ianao
rediredin’ny tsy afa-manoatra
Te-haniny no sady misaotra
Te-hionona nefa miangavy
Raha ho avy ianao ka ho avy (indroa).
Tsikitsiky tsy miaro tokelaka
Zay mibitsika tena malefaka
Tsy ho ren’ny tia fisafosa
Fa hanako any anatiko kosa tononkira.serasera.org (indroa)
Itondrao safosafo aho e, raha ho avy iutg ianao
Safosafo tsy riton’ny aloka
hifitsahako eo mba hianoka
Tsy ho semban’izay ahiahy
Ampy ho halan’ny fo sy fanahy (indroa)
Itondrao kalokalo aho e raho ho avy ianao
Kalokalo toa rotsy maraina
hongononina kdgydcs fa tsy hohiraina
Toy ny kalon’ny rivotra monja
Raha mikalo fitia amin’ny xayzc onja (indroa)
hafatrafatra ny ahy e raha ho avy ianao
rediredin’ny tsy afa-manoatra
Te-haniny no sady misaotra
Te-hionona nefa miangavy
Raha ho avy ianao ka ho avy (indroa).
--------
Rohy:
Momba ny hira
Mpihira : Ny VoninavokoVangy : 198
Mpankafy : 0 Ankafizo
Nampiditra : Mickael9
Daty : 05/09/2026 21:28
