Tsapako (Vola sy Noro)

(Nalaina tao amin'ny tononkira.serasera.org)
Tsapako qztuwyub ato am-poko
Tsapako misoko
Teny mieloelo
Tsiambaratelo
Atokako ho anao

Ny eritreritro anefa toa mamaly
Leon’ ny andro omaly qwzzbyef feno jaly
Mikosoka ny vita

Mangovitra ny molotro
Manolatra fitia ny ato am-poko

Efa tononkira.serasera.org very ny andro lasa
Tsy ho tsaroana
Ho hadinoina
Lalan-kafa vaovao
No tiako iarahana ehgdkht aminao

Tsapako ato am-poko...

--------
Rohy:
Hametraka hevitra
Midira aloha
Momba ny hira
Mpihira : Vola sy Noro
Vangy : 6775
Mpankafy : 0 Ankafizo
Nampiditra : Ng Guim Hong
Daty : 08/01/2004 12:08
Hihaino

Mbola tsy nisy nampiditra hira

Hampiditra
Tondrom-peo

Mbola tsisy nampiditra tondrom-peo

Hampiditra
© serasera.org 1999 - 2026 - page load 0.0385