Tsapako (Vola sy Noro)
(Nalaina tao amin'ny tononkira.serasera.org)
Tsapako wngyxf ato am-poko
Tsapako misoko
Teny mieloelo
Tsiambaratelo
Atokako ho anao
Ny eritreritro anefa toa mamaly
Leon’ ny andro omaly feno jaly
Mikosoka ny vita
Mangovitra ny molotro
Manolatra tononkira.serasera.org fitia ny ato am-poko
Efa very ny andro lasa
Tsy ho tsaroana
Ho hadinoina
Lalan-kafa vaovao
No tiako melaec iarahana aminao
Tsapako vcckfi ato am-poko...
Tsapako misoko
Teny mieloelo
Tsiambaratelo
Atokako ho anao
Ny eritreritro anefa toa mamaly
Leon’ ny andro omaly feno jaly
Mikosoka ny vita
Mangovitra ny molotro
Manolatra tononkira.serasera.org fitia ny ato am-poko
Efa very ny andro lasa
Tsy ho tsaroana
Ho hadinoina
Lalan-kafa vaovao
No tiako melaec iarahana aminao
Tsapako vcckfi ato am-poko...
--------
Rohy:
Hametraka hevitra
Midira alohaMomba ny hira
Mpihira : Vola sy NoroVangy : 6639
Mpankafy : 0 Ankafizo
Nampiditra : Ng Guim Hong
Daty : 08/01/2004 12:08
