You are here: home > Tononkira > Voahangy

Asandroky (Voahangy)


Nataoko daholo ireo fangatahanao
Nataoko daholo ireo sitraponao
Saingy ao am-poko mamelovelo
Ny ahy² mahontsa fanahy

Nataoko daholo ireo fomba rehetra
Hananako anao anao tsy misy fetra
Indraindray misy,inndraindray tsa misy
Mampisalasala ahy, nao ry Malala

Aza atononkira.serasera.orgtao ny sangy mahery
Zaho anie ka vona malemy
Hizaka izany ratra sy fery
Tsa vôna zaka e,tsa vôna zakako e!

Ambarao izay hevitrao e
Ifonako raha vôna tsa misy
Ataoko fa tsy atoro anao e
Zany manantena tsa misy

(Asandroky e)²
Izaho anie tia androky
(Asandroky e)²
Izaho anie tia androky.

Hametraka hevitra

Midira aloha

Mpihira : Voahangy
Mpamaky : 3275
Mpakafy : 0 Ankafizo
Nampidirin'i : Aina
Tamin'ny : 02/09/2005 03:26:31
ID : 3236