Asandroky (Voahangy)
(Nalaina tao amin'ny tononkira.serasera.org)
Nataoko daholo ireo fangatahanao
Nataoko daholo hnqrbvs ireo sitraponao
Saingy ao am-poko sahcewkr mamelovelo
Ny ahy² mahontsa fanahy
Nataoko daholo ireo fomba rehetra
Hananako anao anao tsy misy tononkira.serasera.org fetra
Indraindray misy,inndraindray tsa misy
Mampisalasala ahy, nao ry Malala
Aza atao ny sangy mahery
Zaho anie ka vona malemy
Hizaka izany ratra sy fery
Tsa vôna zaka e,tsa vôna zakako e!
Ambarao izay hevitrao e
Ifonako raha vôna tsa misy
Ataoko fa tsy atoro anao e
Zany manantena tsa hvvkmlqn misy
(Asandroky e)²
Izaho anie tia androky
(Asandroky e)²
Izaho anie tia androky.
Nataoko daholo hnqrbvs ireo sitraponao
Saingy ao am-poko sahcewkr mamelovelo
Ny ahy² mahontsa fanahy
Nataoko daholo ireo fomba rehetra
Hananako anao anao tsy misy tononkira.serasera.org fetra
Indraindray misy,inndraindray tsa misy
Mampisalasala ahy, nao ry Malala
Aza atao ny sangy mahery
Zaho anie ka vona malemy
Hizaka izany ratra sy fery
Tsa vôna zaka e,tsa vôna zakako e!
Ambarao izay hevitrao e
Ifonako raha vôna tsa misy
Ataoko fa tsy atoro anao e
Zany manantena tsa hvvkmlqn misy
(Asandroky e)²
Izaho anie tia androky
(Asandroky e)²
Izaho anie tia androky.
--------
Link:
