Asandroky

Lohateny Asandroky
Nampiditra yhar
Tamin'ny 28/02/2010 16:48
Vangy : 158

 


Nataoko daholo ireo fangatahanao


Nataoko daholo ireo sitraponao


Saingy ao am-poko mamelovelo


Ny ahy² mahontsa fanahy





Nataoko daholo ireo fomba rehetra 


Hananako anao anao tsy misy fetra


Indraindray misy,inndraindray tsa misy 


Mampisalasala ahy, nao ry Malala





Aza atao ny sangy mahery


Zaho anie ka vona malemy


Hizaka izany ratra sy fery


Tsa vôna zaka e,tsa vôna zakako e!





Ambarao izay hevitrao e


Ifonako raha vôna tsa misy


Ataoko fa tsy atoro anao e


Zany manantena tsa misy





(Asandroky e)²


Izaho anie tia androky


(Asandroky e)² 


Izaho anie tia androky.
© serasera.org 1999 - 2024 - page load 0.0723