KANEFA RAY TSITOHA (Vetson'ny Fanantenana Bemasoandro)
(Nalaina tao amin'ny tononkira.serasera.org)
1) Tompo ô nahoana moa?
No mbola misy ireo mifandratra fo?
Tsy mitsahatra manenjika ahy
Manozona tononkira.serasera.org ahy mba ho rendrika
REF :
Ianao nilaza fa mila mangina aho
Fa Ianao no hiady ho ahy
Kanefa Ray Tsitoha, mafy re ny manjo
Ka tsy tsindriko ny fo
2)Tompo ô nahoana kay?
Raha toa ka hatsahatra amin'izay
'zao tafiotra mahery izao
Fa mila ho fefika ny sambonay
REF:
Ny alon-drano sy ireo bibidia
Samy te handrombaka ahy
Kanefa nlpxc Ray Tsitoha mba hamindrao fo
Ka vonjeo ity zanakao
Ianao nilaza fa mila gmneyjc mangina aho
Fa bfdr Ianao no hiady ho ahy
Kanefa Ray Tsitoha, mafy re ny manjo
Ka tsy tsindriko ny fo
A/C: Ny Aingafito
By Sandy RANDRIANAIVO
No mbola misy ireo mifandratra fo?
Tsy mitsahatra manenjika ahy
Manozona tononkira.serasera.org ahy mba ho rendrika
REF :
Ianao nilaza fa mila mangina aho
Fa Ianao no hiady ho ahy
Kanefa Ray Tsitoha, mafy re ny manjo
Ka tsy tsindriko ny fo
2)Tompo ô nahoana kay?
Raha toa ka hatsahatra amin'izay
'zao tafiotra mahery izao
Fa mila ho fefika ny sambonay
REF:
Ny alon-drano sy ireo bibidia
Samy te handrombaka ahy
Kanefa nlpxc Ray Tsitoha mba hamindrao fo
Ka vonjeo ity zanakao
Ianao nilaza fa mila gmneyjc mangina aho
Fa bfdr Ianao no hiady ho ahy
Kanefa Ray Tsitoha, mafy re ny manjo
Ka tsy tsindriko ny fo
A/C: Ny Aingafito
By Sandy RANDRIANAIVO
--------
Rohy:
Hevitra
Sandosantos
(
11/05/2023 12:24)
Izaho no hiady hoy Jehovah fa ianareo kosa hangina??
Hametraka hevitra
Midira alohaMomba ny hira
Mpihira : Vetson'ny Fanantenana BemasoandroVangy : 793
Mpankafy : 1 Ankafizo
Nampiditra : Sandosantos
Daty : 11/05/2023 12:23
