ANDRIAMANITRA TOKANA (Vetson'ny Fanantenana Bemasoandro)

(Nalaina tao amin'ny tononkira.serasera.org)
Andriamanitra tokana ihany
No hoderaina eto androany
Ilay Tompo mpanjaka Tsitoha
Nefa koa be fitiavana sy be indra-fo

Asandrato ary koa ny hirantsika
Ka aza avela hangatsiaka
Fa raha mangina isika
Ny vato indray no hiantsoantso

ANDRIAMANITRA TOKANA ihany
No hoderaina eto androany
Ilay Tompon'ny Tompo, Mpanjakan'ny Mpanjaka
Asandrato ny hira aza avela hangatsiaka

Asandrato ary koa ny hirantsika
Ka aza avela hangatsiaka
Fa raha mangina isika
Ny vato indray no hiantsoantso

A/C: Ny Aingafito
By Sandy RANDRIANAIVO
--------
Rohy:
Hevitra
Sandosantos ( 02/05/2023 12:35)
ANDRIAMANITRA TOKANA IHANY
Hametraka hevitra
Midira aloha
Momba ny hira
Mpihira : Vetson'ny Fanantenana Bemasoandro
Vangy : 266
Mpankafy : 1 Ankafizo
Nampiditra : Sandosantos
Daty : 02/05/2023 12:34
Hihaino

Mbola tsy nisy nampiditra hira

Hampiditra
Tondrom-peo

Mbola tsisy nampiditra tondrom-peo

Hampiditra
© serasera.org 1999 - 2024 - page load 0.4527