Manirery eo (Twokii)
(Nalaina tao amin'ny tononkira.serasera.org)
Baby tsy maninona raha andeha hiala enao io , tsy asiko malahelo Volamena ilay navelanao , be ireo te haka azy ka tandremo !
Izao anie raha narinao tsy idongy iverina aminao ,
Ka zao hanenina ao aoriana ao , haita azy iny hamiratra e !
Fa dia hiantonarery eo , tsy ho lafo intsony aty
Alahelo anirery eo , tsisy hijery eo tsisy hitia
Ho takonarery eo , angamba ataoko sanatria
F’enao no adala fa ny olona aza be ireo midongy
ny akaty !
Ref :
Tsy anisy kozy aho mandeana , tsofiko rano ianao maita
Tsy mandray "Match aller retour " ny foko tsy kianjan’i Barea
Tsisy kozy fa mandehana , tsofiko rano de maita
Tsymandray "Match aller retour " ny foko tsy kianjan’i Barea
Rehefa ita fa efa hita fa
tsy mety ny amin’tsika f’ afa-po ,
Samy ninan’ny hamaminy teo ihany isika io
Fa enao no nisafidy ny hiala voaloha !
D’efa iny aho no tsy itanao ,
Andeha hanadino ny fisinao
Fa ny foko tsy kianja
Ka ataonao fialamboly eo , Azafady !
Fa hiantonarery eo , tsy ho lafo intsony aty
( Ho manirery eo )
Alahelo anirery eo , tsisy hijery eo tsisy hitia
( Ho manirery eo )
Ho takonarery eo , ngamba hataoko sanatria
( Ho manirery eo )
F’enao no adala fa ny olona aza be ny midongy

--------
Lien: