AMPY AHY (TSIARO)

(Nalaina tao amin'ny tononkira.serasera.org)
A-Ny vitanao tety
Tantaranao nitety ny fiaiko tsy nety ka namboarao
Nisainako, fa ampy ahy, ampy ahy Ianao

B-Ny loza,
Ireo nampitomany ka namoizako fo, notoninao
Ka hoy aho hoe, ampy ahy, Ampy ahy Ianao

Ref: Fa ampy e, ampy tsy ampina, mahaliana
Ampy ahy Ianao
Fa Ampy e, ampy tsy vidina aminitina
Ampy tsotra izao

Feon-kira...

A-

B-

Ref:

Bridge: Eny ny mbola zaza aho, dia efa teo Ianao niahy
Nitombo taona aza aho, mbola eo ianao mitahy
Ny ampitso izay tsy tazana afoiko Anao Fanahy
Satria Ampy ahy Ianao
Eny ny mbola zaza aho dia efa teo Ianao niahy
Nitombo taona aza aho, mbola eo ianao mitahy
Ny ampitso izay tsy tazana afoiko Anao Fanahy
Satria Ampy ampy tsotra izao

Ref:
--------
Lien:
Ajouter un commentaire
Se connecter d'abord
A propos
Artiste : TSIARO
Visites : 492
Préférés : 0 J'aime
Ajouté par : Faliana2402
Date : 06/02/2025 08:50
Tablature

Tablature non disponible

Ajouter
© serasera.org 1999 - 2025 - page load 0.3205