You are here: home > Tononkira > Tselatra

tsy anjara (Tselatra)

https://tononkira.serasera.org/hira/tselatra/tsy-anjara

Ny fiainako rehetra
Dia nirodana avokoa
Fa napetrakao ny fetra
Hanambarana ny vetsom-po
Efa natokanao olon-kafa
Ny marimarina ao anatinao ao e!
Na dia maro ny mikasa
Tsy nampiraiky akory ianao

Ref:
Efa mamon’ny bikanao e!
Efa tara @ angotinao hoy aho
Efa mamon’ni fikafikanao e!
Efa tartononkira.serasera.orga @ rediredinao

Sadaikatra ianao nilaza
Fa ianao tsy sahaza azy
Fa efa vita mariazy
Ka tsy azo atao…..tsy azo atao vazivazy
Eny, taitra ianao
Raha mifanolotra, mifanojo isika e!
Fotoana kely nibaliaka
Nefa tsy anjara, TSY ANJARA NY ANTSIKA E!

Ref:
Efa mamon’ny bikanao e!
Efa tara @ angotinao
……………….

Hametraka hevitra

Midira aloha

Mpihira : Tselatra
Mpamaky : 2170
Mpakafy : 0 Ankafizo
Nampidirin'i : blahblah
Tamin'ny : 18/07/2013 21:03:41
ID : 6348

Sokajy

Tondrom-peo

Hampiditra tondrompeo