tsy anjara (Tselatra)
(Nalaina tao amin'ny tononkira.serasera.org)
Ny fiainako rehetra
Dia nirodana avokoa
Fa napetrakao ny fetra
Hanambarana ny vetsom-po
Efa natokanao olon-kafa
Ny marimarina ao anatinao ao e!
Na dia maro ny mikasa
Tsy nampiraiky akory ianao
Ref:
Efa mamon’ny bikanao e!
Efa tara @ angotinao hoy aho
Efa mamon’ni fikafikanao e!
Efa tara @ rediredinao
Sadaikatra ianao nilaza
Fa ianao tsy sahaza azy hjsl
Fa efa vita mariazy
Ka tsy azo atao…..tsy uiqkiig azo atao vazivazy
Eny, taitra ianao
Raha mifanolotra, mifanojo isika e!
Fotoana kely nibaliaka
Nefa tsy anjara, tononkira.serasera.org TSY ANJARA NY ANTSIKA E!
Ref:
Efa mamon’ny mmae bikanao e!
Efa tara @ angotinao
……………….
Dia nirodana avokoa
Fa napetrakao ny fetra
Hanambarana ny vetsom-po
Efa natokanao olon-kafa
Ny marimarina ao anatinao ao e!
Na dia maro ny mikasa
Tsy nampiraiky akory ianao
Ref:
Efa mamon’ny bikanao e!
Efa tara @ angotinao hoy aho
Efa mamon’ni fikafikanao e!
Efa tara @ rediredinao
Sadaikatra ianao nilaza
Fa ianao tsy sahaza azy hjsl
Fa efa vita mariazy
Ka tsy azo atao…..tsy uiqkiig azo atao vazivazy
Eny, taitra ianao
Raha mifanolotra, mifanojo isika e!
Fotoana kely nibaliaka
Nefa tsy anjara, tononkira.serasera.org TSY ANJARA NY ANTSIKA E!
Ref:
Efa mamon’ny mmae bikanao e!
Efa tara @ angotinao
……………….
--------
Lien:
