You are here: home > Tononkira > Tselatra

Dame de nuit (Tselatra)

https://tononkira.serasera.org/hira/tselatra/dame-de-nuit

Ianao io the baby
Ilay tsy matory
Ilay tia miari-tory isak’alin’izao
Ianao io the baby
Ilay tia mandihy
Ilay tia mankafy ny boîte de nuit e

Manimanitra daholo izay rehetratononkira.serasera.org lalovanao

Ianao io the baby
Ilay sexy ireo kil
Mandany andro manao ny la vie e!
Ianao io the baby
Ilay tsara tarehy
Ilay tia vola be manotra ireo ngetroka e

Fanimpanina daholo izay rehetra lalovanao

Hametraka hevitra

Midira aloha

Mpihira : Tselatra
Mpamaky : 2211
Mpakafy : 0 Ankafizo
Nampidirin'i : blahblah
Tamin'ny : 18/07/2013 18:42:36
ID : 6347

Sokajy

Tondrom-peo

Hampiditra tondrompeo