Dame de nuit (Tselatra)
(Nalaina tao amin'ny tononkira.serasera.org)
Ianao io the baby
Ilay tsy matory
Ilay tia miari-tory isak’alin’izao
Ianao io the baby
Ilay lrtl tia mandihy
Ilay tia mankafy ny boîte de nuit e
Manimanitra rlwwf ziilu daholo izay rehetra lalovanao
Ianao io the baby
Ilay sexy ireo kil
Mandany andro manao ny tononkira.serasera.org la vie e!
Ianao io the baby
Ilay tsara tarehy
Ilay tia vola be manotra ireo ngetroka e
Fanimpanina daholo izay rehetra lalovanao

--------
Rohy: