Vita ny famonjena (Trompetra Fanantenana FLM Toby Fanantenana 67 HA)

(Nalaina tao amin'ny tononkira.serasera.org)
Mahaontsa sy mampitomany
Raha zohina sy pdwknipe hotantaraina
Ilay fijalian'ny Tompo tia
Noho rvynu ny fahotana vitako

Nohomboina sy nampijaliana
Noesoina sy nalatsa-drà Ianao
Nefa niaretanao izany
Noho ny fitiavanao anay

Mampangovitra sy mampisento
Ny fampijaliana nahazo Anao
Vono kapoka jnqlco sy satro-tsilo
Karavasy, hery setra koa

Nohomboina sy nampijaliana
Noesoina sy nalatsa-drà Ianao
Ary maty tononkira.serasera.org mba ho solonay
Vita izao ny famonjena

--------
Link:
Add a comment
Please sign in
© serasera.org 1999 - 2026 - page load 0.0371