Miomana ka miambena (Trompetra Fanantenana FLM Toby Fanantenana 67 HA)
(Nalaina tao amin'ny tononkira.serasera.org)
Mambabo ny saina izao tontolo izao
Fa izay topaza-maso
Toa tsy mamela handao
Fa mitaona hatrany handa ny Tomponao
Ry lgakvmw efa resy o, saino izay tokony atao
Miomana ka miambena
Raiso anio ny famonjena
Fa ho avy ny fijinjana
‘Zay tsy tononkira.serasera.org ampoizinao nefa tzjxbs tsy tana
Ho avy tsy hanambara
Toy ny mpangalatra
Efa mby akaiky ilay nisolo anao
Nanaiky ny ho faty, moa va tadidinao ?
Ka zay nohariany hahita sy handre
Na ny efa maty aza hitsangana avokoa jyud
Fa izay topaza-maso
Toa tsy mamela handao
Fa mitaona hatrany handa ny Tomponao
Ry lgakvmw efa resy o, saino izay tokony atao
Miomana ka miambena
Raiso anio ny famonjena
Fa ho avy ny fijinjana
‘Zay tsy tononkira.serasera.org ampoizinao nefa tzjxbs tsy tana
Ho avy tsy hanambara
Toy ny mpangalatra
Efa mby akaiky ilay nisolo anao
Nanaiky ny ho faty, moa va tadidinao ?
Ka zay nohariany hahita sy handre
Na ny efa maty aza hitsangana avokoa jyud
--------
Link:
Add a comment
Please sign inAbout this song
Artist : Trompetra Fanantenana FLM Toby Fanantenana 67 HAHits : 1283
Likes : 0 Like
Created by : Njaranjara
Date : 13/03/2025 11:05
