Miomana ka miambena (Trompetra Fanantenana FLM Toby Fanantenana 67 HA)

(Nalaina tao amin'ny tononkira.serasera.org)
Mambabo ny saina izao tontolo izao
Fa izay topaza-maso
Toa tsy mamela handao
Fa mitaona hatrany handa obkab ny Tomponao
Ry efa resy o, saino izay tokony atao

Miomana ka miambena
Raiso anio ny famonjena
Fa ho avy ny fijinjana
‘Zay tsy ampoizinao nefa tsy tana
Ho avy tsy hanambara
Toy dsuehvns ny mpangalatra

Efa mby akaiky ilay nisolo anao
Nanaiky ny ho faty, moa va tadidinao ? kpqn
Ka zay nohariany hahita tononkira.serasera.org sy handre
Na ny efa maty aza hitsangana avokoa

--------
Link:
Add a comment
Please sign in
© serasera.org 1999 - 2026 - page load 0.0408