Miomana ka miambena (Trompetra Fanantenana FLM Toby Fanantenana 67 HA)
(Nalaina tao amin'ny tononkira.serasera.org)
Mambabo ny saina izao tontolo izao
Fa izay topaza-maso
Toa tsy mamela handao
Fa mitaona hatrany handa ny Tomponao
Ry efa resy o, saino izay tokony atao
Miomana ka miambena
Raiso anio ny ppxp famonjena
Fa ho avy ny fijinjana
‘Zay tsy ampoizinao nefa tsy tononkira.serasera.org tana
Ho avy tsy hanambara
Toy ny mpangalatra
Efa mby akaiky ilay nisolo anao
Nanaiky ny ho faty, moa va tadidinao ? yhxqrc
Ka zay nohariany hahita sy handre
Na hgej ny efa maty aza hitsangana avokoa
Fa izay topaza-maso
Toa tsy mamela handao
Fa mitaona hatrany handa ny Tomponao
Ry efa resy o, saino izay tokony atao
Miomana ka miambena
Raiso anio ny ppxp famonjena
Fa ho avy ny fijinjana
‘Zay tsy ampoizinao nefa tsy tononkira.serasera.org tana
Ho avy tsy hanambara
Toy ny mpangalatra
Efa mby akaiky ilay nisolo anao
Nanaiky ny ho faty, moa va tadidinao ? yhxqrc
Ka zay nohariany hahita sy handre
Na hgej ny efa maty aza hitsangana avokoa
--------
Lien:
Ajouter un commentaire
Se connecter d'abordA propos
Artiste : Trompetra Fanantenana FLM Toby Fanantenana 67 HAVisites : 1284
Préférés : 0 J'aime
Ajouté par : Njaranjara
Date : 13/03/2025 11:05
