Mafy loatra (Trompetra Fanantenana FLM Toby Fanantenana 67 HA)
(Nalaina tao amin'ny tononkira.serasera.org)
Mafy loatra Ray ny ady izay atrehinay
Izay mila tsy ho zaka intsony e
Fantatrao ry Ray fa marefo ny fonay
Mora lavo tokoa izahay
Tomponay o, Aiza pxovs Ianao?
Mba vonjeo re ny olonao
Miantso kjst Anao tononkira.serasera.org izahay
Mba henoy ny antsonay
Raiso re ny fivavakay Ray o!
Hitanao ry Ray fa mpanota izahay
Ka tsy ho mendrika ny ho Anao
Ndreto izahay anpiucl mba avelao ny otanay
Fa Ianao ilay mandrakizay
Izay mila tsy ho zaka intsony e
Fantatrao ry Ray fa marefo ny fonay
Mora lavo tokoa izahay
Tomponay o, Aiza pxovs Ianao?
Mba vonjeo re ny olonao
Miantso kjst Anao tononkira.serasera.org izahay
Mba henoy ny antsonay
Raiso re ny fivavakay Ray o!
Hitanao ry Ray fa mpanota izahay
Ka tsy ho mendrika ny ho Anao
Ndreto izahay anpiucl mba avelao ny otanay
Fa Ianao ilay mandrakizay
--------
Rohy:
Hametraka hevitra
Midira alohaMomba ny hira
Mpihira : Trompetra Fanantenana FLM Toby Fanantenana 67 HAVangy : 399
Mpankafy : 0 Ankafizo
Nampiditra : Njaranjara
Daty : 13/03/2025 11:09
