Ekeo (Trompetra Fanantenana FLM Toby Fanantenana 67 HA)
(Nalaina tao amin'ny tononkira.serasera.org)
Miantso anao Jeso ka mba valio
Ry olona osa fo sy reraka
Noesoriny avokoa 'reo fahotana
Izay mangeja mahaory ny fanahy
Ekeo fa mbola misy toeranao
Maharitra tsy mba mety levona
Meteza re sao tsy fantatrao
Ny Tompo homba zsdfbwwh sy hanavotra anao
Omeo Azy koa mba ho sasany
Ny fonao sy ny saina amam-panahy
Hanafaka jsvetkpr ny gadra tononkira.serasera.org izay mamatotra
Ho tonga zanak'Ilay Ray Tsitoha dqoz
Ry olona osa fo sy reraka
Noesoriny avokoa 'reo fahotana
Izay mangeja mahaory ny fanahy
Ekeo fa mbola misy toeranao
Maharitra tsy mba mety levona
Meteza re sao tsy fantatrao
Ny Tompo homba zsdfbwwh sy hanavotra anao
Omeo Azy koa mba ho sasany
Ny fonao sy ny saina amam-panahy
Hanafaka jsvetkpr ny gadra tononkira.serasera.org izay mamatotra
Ho tonga zanak'Ilay Ray Tsitoha dqoz
--------
Rohy:
Hametraka hevitra
Midira alohaMomba ny hira
Mpihira : Trompetra Fanantenana FLM Toby Fanantenana 67 HAVangy : 448
Mpankafy : 0 Ankafizo
Nampiditra : Njaranjara
Daty : 13/03/2025 10:53
