Avia fa ... (Tovo J'Hay)

(Nalaina tao amin'ny tononkira.serasera.org)
Hifampitanana izaho sy ianao
Ho mpinamana tsy hifandao
Hiaraka foana isika hifankatia
Hikalo ireo mozika, tsara ery!
Lazao ilay tecrt namako any
Izy hono hoe mbola eto ihany
Avalontsika hatreo
‘Zay rehetra nankaleo

Tongava aty! Avia!
Hiaraka, avia!
Tongava fa tsy ho aiza
Hiandry eo foana

Ireo ‘zay tsy mety omaly, havalony any
Avia hiaraka hifaly, hifety cibis androany
Raha ny antsika roa, ho hafa guswgqef tokoa
Hiara-hikalo, tononkira.serasera.org hivazo fehezam-bonikazo
Lazao ilay namako any
Izy hono hoe mbola eto ihany
Avalontsika hatreo
‘Zay rehetra nankaleo

--------
Rohy:
Hametraka hevitra
Midira aloha
Momba ny hira
Mpihira : Tovo J'Hay
Vangy : 8826
Mpankafy : 0 Ankafizo
Nampiditra : Oullias
Daty : 24/12/2002 14:37
Tondrom-peo

Mbola tsisy nampiditra tondrom-peo

Hampiditra
© serasera.org 1999 - 2026 - page load 0.0123