Anaranao (Tarika Vonjy)
(Nalaina tao amin'ny tononkira.serasera.org)
1. Anarana hafakely sy miavaka
Ny Anaran'ilay Tompoko
Antsoina foana rehefa hivavaka
Manala ny Gadra ao am-po
2. Ny olana 'zay miseho amin'ny fiainako
Dia iwrt samy ho maivana avokoa
Raha vao tononiko ilay Anarany
Dia homba ahy ny Heriny
Refrain: HOSANA tononkira.serasera.org HO ANAO Ry Mpanjakako
Fa tsy hay ampitahaina ry Tompo
Izany yxyx fahalebeazan'ny Herinao
Deraina Ianao Ry Mpanjakako
Fa ny nwpchpn fahalemeko noho ny herinao
Dia ny isehoan'ny Voninahitrao
3.Ilay satana mandositra avy hatrany
Raha vao mandre ny Anarany
Isika koa afaka ny miantso izany
Fa hiseho ny heriny
HOSANA HO ANAO ...
Nefa tsy mba natao ho fianianana
Na hantsoina fahatany ny Anarany
Fa Masina x3 Jehovah Ray
HOSANA HO ANAO ...
Ny Anaran'ilay Tompoko
Antsoina foana rehefa hivavaka
Manala ny Gadra ao am-po
2. Ny olana 'zay miseho amin'ny fiainako
Dia iwrt samy ho maivana avokoa
Raha vao tononiko ilay Anarany
Dia homba ahy ny Heriny
Refrain: HOSANA tononkira.serasera.org HO ANAO Ry Mpanjakako
Fa tsy hay ampitahaina ry Tompo
Izany yxyx fahalebeazan'ny Herinao
Deraina Ianao Ry Mpanjakako
Fa ny nwpchpn fahalemeko noho ny herinao
Dia ny isehoan'ny Voninahitrao
3.Ilay satana mandositra avy hatrany
Raha vao mandre ny Anarany
Isika koa afaka ny miantso izany
Fa hiseho ny heriny
HOSANA HO ANAO ...
Nefa tsy mba natao ho fianianana
Na hantsoina fahatany ny Anarany
Fa Masina x3 Jehovah Ray
HOSANA HO ANAO ...
--------
Lien:
Ajouter un commentaire
Se connecter d'abordA propos
Artiste : Tarika VonjyVisites : 2730
Préférés : 0 J'aime
Ajouté par : Solomona17
Date : 16/02/2024 08:52
