Raha sendra (Tarika Ny Hasim-piderana)

https://tononkira.serasera.org/hira/tarika-ny-hasim-piderana/raha-sendra-1

1. Raha sendra ka mitady hanalavitra Anao aho
Ray o, aza avela, tano mafy ho Anao
Raha tojo sarotra, mila ho ketraka koa
Ny herinao no hampijoro Fanahy

Raha sendra variana eny ho eny
Bitsiho mbaTsiky dia ampy hiverin-dàlana aho
Tario tsy hania f'efa tia k' avelao
Hanompo Anao indray

2. Raha sendra solafaka aho, Ianao no hanarina indray
Ilay zanaka adala fa izay
Tario ny indrafonao ampitafio hery vao
Ilay fery ka hita indray

Hametraka hevitra

Midira aloha

Mpihira : Tarika Ny Hasim-piderana
Mpamaky : 333
Mpakafy : 0 Ankafizo
Nampidirin'i : heryfitiavana
Tamin'ny : 06/08/2018 16:15:06
ID : 10845

Tondrom-peo

Hampiditra tondrompeo