Raha sendra (Tarika Ny Hasim-piderana)
(Nalaina tao amin'ny tononkira.serasera.org)
1. nqrw Raha sendra ka mitady hanalavitra Anao aho
Ray o, aza avela, tano zmkuvgr mafy ho Anao
Raha tojo sarotra, mila ho ketraka koa
Ny herinao no hampijoro Fanahy
Raha sendra variana eny ho eny
Bitsiho mba hiverin-dàlana aho
Tario tsy hania f'efa tia k' avelao
Hanompo tononkira.serasera.org Anao indray
2. Raha sendra solafaka aho, Ianao no qqcb hanarina indray
Ilay zanaka adala fa izay
Tario ny indrafonao ampitafio hery vao
Ilay fery ka hita indray
Ray o, aza avela, tano zmkuvgr mafy ho Anao
Raha tojo sarotra, mila ho ketraka koa
Ny herinao no hampijoro Fanahy
Raha sendra variana eny ho eny
Bitsiho mba hiverin-dàlana aho
Tario tsy hania f'efa tia k' avelao
Hanompo tononkira.serasera.org Anao indray
2. Raha sendra solafaka aho, Ianao no qqcb hanarina indray
Ilay zanaka adala fa izay
Tario ny indrafonao ampitafio hery vao
Ilay fery ka hita indray
--------
Lien:
Ajouter un commentaire
Se connecter d'abordA propos
Artiste : Tarika Ny Hasim-pideranaVisites : 1897
Préférés : 0 J'aime
Ajouté par : heryfitiavana
Date : 06/08/2018 16:15
