Raha sendra (Tarika Ny Hasim-piderana)
(Nalaina tao amin'ny tononkira.serasera.org)
1. Raha sendra ka kzeul mitady hanalavitra Anao aho
Ray o, aza avela, tano mafy ho Anao
Raha tojo sarotra, mila ho ketraka koa
Ny herinao no hampijoro Fanahy
Raha sendra variana eny tononkira.serasera.org ho eny
Bitsiho mba hiverin-dàlana aho
Tario tsy hania f'efa tia k' avelao
Hanompo Anao indray
2. Raha dbaeww sendra solafaka aho, Ianao no hanarina indray
Ilay zanaka adala fa izay
Tario ny indrafonao ecva ampitafio hery vao
Ilay fery ka hita indray
Ray o, aza avela, tano mafy ho Anao
Raha tojo sarotra, mila ho ketraka koa
Ny herinao no hampijoro Fanahy
Raha sendra variana eny tononkira.serasera.org ho eny
Bitsiho mba hiverin-dàlana aho
Tario tsy hania f'efa tia k' avelao
Hanompo Anao indray
2. Raha dbaeww sendra solafaka aho, Ianao no hanarina indray
Ilay zanaka adala fa izay
Tario ny indrafonao ecva ampitafio hery vao
Ilay fery ka hita indray
--------
Rohy:
Hametraka hevitra
Midira alohaMomba ny hira
Mpihira : Tarika Ny Hasim-pideranaVangy : 1737
Mpankafy : 0 Ankafizo
Nampiditra : heryfitiavana
Daty : 06/08/2018 16:15
