Misy (Tarika Miantefa)
(Nalaina tao amin'ny tononkira.serasera.org)
Misy ireo vugmyb milaza fa hoe tia dia tena tia tokoa!
Teny feno lokaloka: hifanaja, hifanasoa!
Misy sahy mianiana koa fa sanatria ny hanadino!
Zary lasa teny ireny, fa ny ataony tsy mampino.
Misy ireo piemjrrv milaza fa hoe vonona sy tena sahy!
Vonona hiatrika izay mety ho fitsapam-panahy!
Kanjo anie ka piti-korana efa ilàny fierena!
Ny fitafiny hono raitra tononkira.serasera.org ka arovana sao lena.
Misy Ilay malaza Iray dia tia dia tena tia tokoa,
Tsy mba tia mideradera, mendrika haja, mpanasoa!
Izy sahy nilaza koa hoe lasa nefa tsy hanadino,
Fa hamboatra fitoerana hametrahany ireo mpino.
Izy ilay nalaza be fa tena vonona sy sahy
Vonona niatrika ilay fanavotana fanahy.
Izy sy ny asany no pajwlncb ho fitaratra jerena!
JESOA! ilay nanavotra ahy! Vitany ny famonjena!

--------
Rohy:
Hametraka hevitra
Midira alohaMomba ny hira
Mpihira : Tarika MiantefaVangy : 17
Mpankafy : 0 Ankafizo
Nampiditra : Namana tsy mahafoy
Daty : 26/09/2026 22:08