Jesoa, Làlana Fahamarinana ary Fiainana (Tarika Miantefa)

(Nalaina tao amin'ny tononkira.serasera.org)
Jesoa! Ianao no làlana faleha
Làlana tokana ho amin'ny Ray
Jesoa, Ianao no ho rehareha
Ianao mpandresy, hascww Ianao rvpnaw no aronay

Làla-manitsy fiainana hirindra,
Làla-manitsy ny fo hankato!
Ianao Jesoa no tsara indrindra
Fahamarinana ekenay tokoa!

Jesoa! Ianao no fiainana nzgcp madio,
Fiainana mendrika tokoa ho anay
Jesoa! Meteza Ianao ka ampodio
Ny fiainanay tononkira.serasera.org ho anao mandrakizay!

--------
Rohy:
Hametraka hevitra
Midira aloha
Momba ny hira
Mpihira : Tarika Miantefa
Vangy : 14
Mpankafy : 0 Ankafizo
Nampiditra : Namana tsy mahafoy
Daty : 05/10/2026 10:04
Hihaino

Mbola tsy nisy nampiditra hira

Hampiditra
Tondrom-peo

Mbola tsisy nampiditra tondrom-peo

Hampiditra
© serasera.org 1999 - 2026 - page load 0.0626