Miomàna (Taratra Hazavana Madagasikara)

(Nalaina tao amin'ny tononkira.serasera.org)
Mandiniha ry Olombelogno ô!
Ka varea antsika iaby,
Fa tsy fantatrao ny andro
izay hiavin’i Jeso
REFRAIN;
Tompo efa nanambara
Fa ho avy sy hitsara!
Andro araiky tsy nampoizigny
Miomana fa sao dia tara
Fa variagna hanompo sampy

Zagnahary atao tsy ampy
Ny devoly ange ka fetsy be
Ny hiafarany anie ka afobe,
A/C: RANDRIANAIVO Lova
--------
Link:
Comments
Taratrahazavana17 ( 25/07/2025 09:54)
Taratra Hazavana Madagasikara
Miomàna
A/C: RANDRIANAIVO Lova
Taratrahazavana17 ( 25/07/2025 09:56)
Taratra Hazavana Madagasikara
lohateny:Miomàna
A/C: RANDRIANAIVO Lova
Add a comment
Please sign in
© serasera.org 1999 - 2025 - page load 0.1319