Ilay Tany Niaviako (Taratra Hazavana Madagasikara)

(Nalaina tao amin'ny tononkira.serasera.org)
Ieeeeheheee!
ouh!ôôôôôh
Tanana tsy foy tsy hadinoina hatrany
Na tsara nin'Olo fa ilay nihaviana tononkira.serasera.org hafa iany
Fa tsaroako hatrany, ireo kilalao fahiny
Toa nofy izany ankehitriny.
REFRAIN;
Hisaorako Andriamanitra, ecpet Nohon'ireo Ray
aman-Reny
Tsy mety adinoko aby izy ireny
Vimbino sy tahio hatrany
Jesosy ô! ity taninay
Izany ilay nihavianay
Tompo ô jwvj ianao no hitantana
Na ino zava-miseho
Ny Ho avinay Tompo ô Jereo !!!
Ny olana sy sakana,
Fandrosoana fahombiazana
Ny Ho avinay Tompo ô Jereo
Vavaka: Andriamanitra dpnqbi ô, Tahio anie ity
Taninay ity, na dia tany fiavinay aza Jesosy
ô
Ny ho avinay rehetra, Ampetrako feno
ampelatananao
Misaotra Jesosy ô! Amen!
A/C: RANDRIANAIVO Lova

--------
Rohy:
Hevitra
Taratrahazavana17 ( 25/07/2025 11:08)
Mba ho fahatsiarovana ny tany fiaviana
ary Mametraka fatsiarovana maro ny hira taka izao
Hametraka hevitra
Midira aloha
Momba ny hira
Mpihira : Taratra Hazavana Madagasikara
Vangy : 537
Mpankafy : 0 Ankafizo
Nampiditra : Taratrahazavana17
Daty : 25/07/2025 11:06
Hihaino

Mbola tsy nisy nampiditra hira

Hampiditra
Tondrom-peo

Mbola tsisy nampiditra tondrom-peo

Hampiditra
© serasera.org 1999 - 2026 - page load 0.0341