Finoana tsy maintsy tafita (Taratra Hazavana Madagasikara)

(Nalaina tao amin'ny tononkira.serasera.org)
pvus Na ino manjo anao, na ino marary anao  rfcef
Izao hafatra izao no ataovy ao aminao  
Ho lazainy aminao izao ankehitriny zao  
Ra hankatoavin-tsika ny Matio 8:6  
Tsy maitsy ho tafita

(Refrain)  
Fa lazaiko anao, Niany ity  
Ra manampinoana, tsy maintsy ho tafita  tononkira.serasera.org
Ho mpandresy hatrany!  
Na inona ny ady eto antany  
Ho mpandresy hatrany! vxezfcj  
Na toa inona ny fiainanao any!  
Ho mpandresy hatrany!  
Na inona ny ady eto antany

(Andininy 2)  
Na mahatra, aok’izany  
Na toa inona ny fiainanao any!  
Matokia fa mbola ho tafita  
Mbola hovain’Tompo izany rapitso  
Ho mpandresy hatrany!  
Na toa inona ny fiainanao any!  
Ho mpandresy hatrany!  
Na inona ny ady eto antany

--------
Lien:
Ajouter un commentaire
Se connecter d'abord
A propos
Artiste : Taratra Hazavana Madagasikara
Visites : 436
Préférés : 1 J'aime
Ajouté par : Taratrahazavana17
Date : 25/07/2025 08:31
Audio

Audio non disponible

Ajouter
Tablature

Tablature non disponible

Ajouter
© serasera.org 1999 - 2026 - page load 0.9034