Aza ilaozanao (Taratra Hazavana Madagasikara)

(Nalaina tao amin'ny tononkira.serasera.org)
Tompo ô ny fiainako indray Hoan’i Kristy!
Tsy toy ny talo ny ankehitriny hanova izany dia
Tsy foinao ty namanao iray, Mahantra be fitia
Aza avelanao mangahiahy amizao! zao tontolo izao
Refrain ;
Fa a! a! na dia efa resy aho
Trotrakin’ny fahotako ooo!
Ho aiza re no aleha ra hilaozanao aho
Fa a! a! na dia efa resy aho
Trotrakin’ny fahotako ooo!
Ho aiza re no aleha ra hilaozanao aho ouh!
Nafoiko any fiainako taloha!
Efa tsy amizany tsony!
Toy ny hamalifaliko anao
Ny hiderako anao
Mbola ho tahinao anie!
Fa mbola ho lavitra ny dia
Rehefa any andanitra any
Tsisy ny tomany
“(Mahatsiaro sambatra aho jesosy fa manana anao!)”
A/C...RANDRIANAIVO Lova
--------
Link:
Comments
Taratrahazavana17 ( 25/07/2025 11:04)
Fiaraha-miasan'ny Taratra Hazavana Madagasikara
sy Mr Ritou
Add a comment
Please sign in
About this song
Artist : Taratra Hazavana Madagasikara
Hits : 194
Likes : 0 Like
Created by : Taratrahazavana17
Date : 25/07/2025 11:02
Audio

Audio not found

Add one
Tablature

Tablature not found

Add one
© serasera.org 1999 - 2026 - page load 0.056