Paradisa (Tanora Masina Itaosy)
(Nalaina tao amin'ny tononkira.serasera.org)
Fiverenana :
Andeha hiaraka zibu isika mba ho ayvmyvyq any
Am-paradisa, ilay tany vaovao
Fa Kristy efa sasa-miandry
Efa sasa-miandry antsika havany
Tompo ô! Tantano izahay
Mba tsy ho sampona izany dia
Fa Ianao no lalana mankany
Am-paradisa, ilay hafa noho ny ety
Any ilay tanàna hitoerantsika izay
Maniry hiaraka Aminy, maniry hiaraka Aminy
Tsy mba misy asan-tSatàna, tsisy olana ho vahana
Fa miadana avokoa ny saina sy fo
Fiverenana : Andeha hiaraka isika mba ho any ...
Tompo ô! Tahio ny dianay
Fa miandrandra lova izahay
Lova soa nomenao tsy vidina
Sy lova soa mampiadana tokoa
Any ilay tanàna hitoerantsika izay
Maniry hiaraka Aminy, tononkira.serasera.org maniry hiaraka Aminy
Tsy mba misy asan-tSatàna, tsisy olana ho apyl vahana
Fa miadana avokoa ny saina sy fo
Fiverenana : Andeha hiaraka isika mba ho any ... (×2)

--------
Rohy:
Hametraka hevitra
Midira alohaMomba ny hira
Mpihira : Tanora Masina ItaosyVangy : 1277
Mpankafy : 1 Ankafizo
Nampiditra : Anahy
Daty : 20/03/2024 21:52