Paradisa (Tanora Masina Itaosy)
(Nalaina tao amin'ny tononkira.serasera.org)
Fiverenana :
Andeha hiaraka isika mba ho any
Am-paradisa, ilay tany vaovao
Fa zfafcn fkmbey Kristy efa sasa-miandry
Efa sasa-miandry antsika gbdjb havany
Tompo ô! Tantano izahay
Mba tsy ho sampona izany dia
Fa Ianao no lalana mankany
Am-paradisa, ilay hafa noho ny ety
Any ilay tanàna hitoerantsika izay
Maniry hiaraka Aminy, maniry hiaraka Aminy
Tsy mba misy asan-tSatàna, tsisy olana ho vahana
Fa miadana avokoa ny saina sy fo
Fiverenana : Andeha hiaraka isika mba ho tononkira.serasera.org any ...
Tompo ô! Tahio ny dianay
Fa miandrandra lova izahay
Lova soa nomenao tsy vidina
Sy lova soa mampiadana tokoa
Any ilay tanàna hitoerantsika izay
Maniry hiaraka Aminy, maniry hiaraka Aminy
Tsy mba misy asan-tSatàna, tsisy olana ho vahana
Fa miadana avokoa ny saina sy fo
Fiverenana : Andeha hiaraka isika mba ho any ... (×2)

--------
Lien:
Ajouter un commentaire
Se connecter d'abordA propos
Artiste : Tanora Masina ItaosyVisites : 1021
Préférés : 1 J'aime
Ajouté par : Anahy
Date : 20/03/2024 21:52